Closed
lock1 winner
Soa’ Exotika
🎁IZA NO ANISAN’NY 3 AHAZO NY FANDRESENA ?? Satria ato amin’i Soa’ Exotika ,tianay ihany koa no mampifaly antsika mpanaraka Ka hizara 30 000Ar ho an’ireo izay olona tsara vintana isika 🥇10 000Ar avy ho an’ireo mpandresy 3! Ireto ary ny fomba fandraisana anjara : 1️⃣Araho ny pejy @Soa ´Exotika 2️⃣Zarao ity publication ity (public) 3️⃣Mentionne-o ao amin’ny commentaire ny olona 3 hiaraka ilalao amin-tsika Ary raha ianao no isan’ireo 3 tsara vintana ?🥰 Valin’ny lalao :Lundi 28 septembre 2026 Fandraisana anjara farany:Dimanche 27 septembre 2026 Andao hilalao o! #jeu #soaExotika #Madagascar #Malagasy
1st
@ʚɸɞ Riantsoa Kaloina ʚɸɞ
“Je participe Samuel Randria Sambatra Tenana Sam Raf Ndao hilalao dia asio jaime ny page”