Closed
lock1 winner
HM Natiora
๐น GIVEAWAY๐น ๐ WOMAN'S DAY ๐ Coucou daholo! ๐ Satria moa andro-tsika vehivavy ny 8 Mars dia mendrika homen'ny ekipan'ny HM Natiora fanomezana ianareo. Ndao hilalao kely ary dia hizara loka indray eh! Tsotra kely ny fitsipiky ny lalao: โก๏ธ Asio j'aime ny pejy. โก๏ธ Mentionner-o ny namanao 3 dia hilazao hoe : " Vehivavy mahery isika" โก๏ธ Partager-o en mode public ity publication ity. Olona 2 ianareo no hahazo loka ary ianareo ihany no misafidy ny loka tianareo ๐ โ Izay compte fake dia tsy mahazo mandray anjara an! Mila misy ny sarinao ny compte-nao. Ary ny loka dia tsy maintsy eny amin'ny point de vente no alaina. ๐ Ny fisarihana dia hotanterahina ny alahady 10 Mars amin'ny 18h. Bonne chance daholo ary eh! ๐
1st
@Faniry Andrianjarimalala
โFahfa Randriamiharisoa Kanto Andrianonรฎ Patou Rakotoson Arisoa Ranaivo Vehivavy mahery isika โฃ๏ธโ