Terminé

lock

23 Jun.-2 Jul.

1 gagnant

Mada Concept Store

Mada Concept Store

Facebook contest Facebook Logo

Le concours

Mini machine à coudre,afaka ampiasain'ny ankizy, kanefa koa tena afaka hiaisana tsara mintsy an ary mety ho an'ny debutant(e) ihany koa an🤌🏻🤌🏻sady portable mafatifaty kely🥰, ❌ts maveztra, tsy mibahana toerana f tena hoe pratique be mintsy, afaka hoentina n'aiza n'aiza na amin'ny tany misy jiro na amin'ny tany tsis jiro😁😅, Ouiiiii na ampifilafilain'ny jirama amin'ny delestage aza🤦🏻‍♀️😌 de mbl mandeha foana satria mandeha pile ihany koa izy ity🤌🏻. Sous carton, tena vao2 be an, mandeha tsara 💯, pedale, chargeur, 4bobines no accessoires miaraka aminy🧵🪡 Prix: 39.000Ar seulement 🚚Livraison partout à Madagascar ( à partir de 3.000Ar),mandefa faritra ihany koa izahay an. Mp ou contacter nous directement 038 18 903 75 "Mada Concept Store, ny tsara nefa mora", azo antoka 100%

Les gagnants

Félicitations aux gagnants !

  • 1er

    @Princya Razanamamonjy

    “@followers”

Prêt à accroître votre réseau ?

Essayez Lukky gratuitement !

© 2026 Lukky