Terminé
lock1 gagnant
2A Fashion by Alex
Je n'ai pas les mots 🥹 vous avez grave assuré comme d'habitude 💪 lany en une journée ny pochette antsika 250pcs 🎉 merci Pelasoa oh ❤️ SACS MM sy SAC AU DOS sisa misy vitsivitsy ao fa alefaso ny JP 📣 Izay rehetra nanao achat androany ihany no afaka mandray anjara amin'ity jeux ity aloha ho fankasitrahana ❤️ JP POCHETTE hoe anaty commentaires dia rahampitso atao ny tirage izay tsara vintana mahazo azy io sisa tavela ataotsika CADEAU 🎁 FENO TANTERAKA NY LIVRAISON ho an'ny rahampitso (mercredi ) mbola mandray commande foana izahay fa livraison jeudi indray izay commande vaovao 📦 Mbola mamerina ny fisaorana anareo dia bisous bisous 😘😘
1er
@Tsoa Rasoloheri
“JP pochette 💖”