Closed

lock

21-27 Mar.

1 winner

2A Fashion by Alex

2A Fashion by Alex

Facebook contest Facebook Logo

The contest

Feno be ny foko namaky ny commentaire anareo tamin'ilay hoe hitiavanareo miantsena ato aminay ❤️🙏 tsapako loatra ny fitiavanareo anay ary miezaka hatrany izahay ny hanome fahafaham-po anareo 🥰 mbola misy ny lesoka fa tena miezaka isanan'andro isanan'andro izahay 💪 ialana tsiny izay mety nanafintohana 🙏 Ampiako cadeau hafa ho fisaorana hatrany hatrany , ity eau de parfum tena tiako (anah io ) fa omeko anareo tena hoe tsitsiko be io tsy foiko hampiasaina (très peu entamé ) omeko anareo io 🥹 kely fa vokatry ny foko pelasoa ah 🥰 Asio commentaire izay tinareo fotsiny fa demain ihany koa tirage , mbola ampiako hafa avy eo 😘 merci foana dia mirary soa antsika rehetra 😇

The winners

Congratulations to the winners!

  • 1st

    @Sirène Beauté

    “❤️❤️❤️❤️❤️❤️”

Ready to grow your network?

Try Lukky for free!

© 2026 Lukky