Terminé
lock1 gagnant
Tsara Mode Madagascar
Joyeux fête ho an’tsika vehivavy rehetra 🎊😍 Iza aminareo ato no ahazo ilay 50.000ar 😘❤️ Mirary ny tsara sy Mendrika indrindra ho an’tsika eo ambany fitahian’Andriamanitra 🙏🥹
1er
@Tsiory Razafindrakoto
“Arahabaina isika vehivavy rehetra tsy ankanavaka nahatratra ny andro androany 🙏❤️ Mirary antsika rehetra mba ho vehivavy modely, mendrika sy tsara fitondran-tena eo anivon'ny ankohonana! Hahavita ny adidy rehetra izay iandraiketana ka hanondrotra amin'ny avo ity firenena mamintsika ity! Mahereza hatrany ry vehivavy namako fa mafy isika ❣️ Mirary fety sambatra daholo ❤️🙏 Tina Soa Thérèsia Maman'i Fanaja Maman'i Santatra Sarika Tina Miora Fitia Abonneo aki Maman ny page Tsara Mode Madagascar 🙏🙏🙏”