Terminé
lock1 gagnant
HM Natiora
🎁 Jeu vokatra vaovao 🎁 💋 Gloss Tsiky sy Tiako 💋 Ity indray ary ny kilalaon-tsika manaraka ho an'izay tsy nahazo tamin'ny herinandro eh 🙂 Mety hoatrinona ny gloss iray raha ny eritreritrao? A- 3 000ar B- 6 000ar C- 12 000ar 👉 Zarao en mode public ity publication lalao ity rehefa avy milalao ianao. Hisy fisarihana amin'ny alatsinainy 23 septembre ho avy izao ka izay voasarika sy nahamarina no hahazo gloss avy aty amin'ny HM Natiora 🙂 Bonne chance daholo ary eh 😘
1er
@Sitraka Ny Aina
“6000ar mety bé AM'IO 🥰☺️”