Terminé

lock

14-26 May.

1 gagnant

À Petit Prix

À Petit Prix

Facebook contest Facebook Logo

Le concours

Andao isika hanao lalao fête des mères indray 🥰 Tokana an-tany i Neny( mama) ka aleo omena fanomezana manokana izy❣️😍 SAFIDIO Ilay sarinao sy mama niaraka naka sary🥰 Raha sanatria tsy eo intsony mama dia ianao sy ny zanakao🥰 Ary alefaso ao amin'ny commentaire izany☀️ OLONA IRAY = Commentaire iray❣️ 🌸 Asao ny namana hanao j'aime ny pejy 🌸 🌸 Antsoy ihany koa izy ireo mba handray anjara🌸 🌸 Farany dia aza hadino ny manao partage en mode public miaraka amin'ny hoe #Apetitprix 🌸 Olona 2 no hahazo ny loka 🥰 1) izay sary mahazo réaction betsaka indrindra😍 2) ny faharoa kosa Dia ataontsika fisarihana eto ihany🥰 Loka 1/ sac bandoulière LV + pince NOEUD Loka 2 / sac bandoulière pour téléphone + pince NOEUD Amin'ny Alahady 26 Mai , fetin'ny reny no ijerentsika ireo olona 2 ireo🥰❣️ Mazotoa milalao daholo😍

Les gagnants

Félicitations aux gagnants !

  • 1er

    @Danie Fanomezan'tsu

    “Je participe ❤️ Fenosoa Oriela Eliha Sina Fanomezantsoa Nathanaël Mitia Nirintsoa Fy Andrianirina Abonné vous 🥰”

Prêt à accroître votre réseau ?

Essayez Lukky gratuitement !

© 2023 Lukky