Terminé

lock

18 Jan.-14 Feb.

1 gagnant

Sabrinah Franckà

Sabrinah Franckà

Facebook contest Facebook Logo

Le concours

GIVEAWAY ❗️❗️❗️ Andao indray arany hilalao e 🥰 sady araraoty fa amin’ny Juin any ndray vao misy giveaway manaraka 🤗 Ireto ny loka : 1) Palettes ao amin’ny Ividi (otran’ilay amin’ny sary) 2) Make up soft nude Ireto ny fepetra : 1)Abonneo ny page 2)Partageo ity publication ity , ataovy en mode public 3) Mentionneo namana 5 ao amin’ny commentaire dia asao zareo hanisy j’aime ny pejy sy hanisy réaction ny commentaire ☘️Ny mahazo ilay palettes dia izay commentaire be réactions ☘️Ny mahazo make up soft nude kosa dia izay voasarika ❤Coup de coeur mahazo dressage curly Milalaova ary, tagueo ny namana sns Amin’ny 14 Février no atao ny fisarihana ka manana fotoana be izany ianareo ❤️🥰 Afaka manao commentaire in5 sao mba tsara vintana ho voasarika 😇 Saika nataoko spécial ho an'super fan izy ity kanefa misy olona itako sy tsapako tena super fan nefa tsy manana badge dia nataoko ho an'ny daholo be ❤ Good luck 👍🏻🍀

Les gagnants

Félicitations aux gagnants !

  • 1er

    @Ronega Somdié

    “👍👏”

Prêt à accroître votre réseau ?

Essayez Lukky gratuitement !

© 2023 Lukky