Tiré au sort
emoji_events1 gagnant - Tiré au sort le 19 Jan. 11:00
Sac Frip Tendance
Coucou mes chéries 💖 Mba te hiteny fotsiny za zareo momban'ilay lalaotsika ah : ho anareo zay mahazo loka dia mba misy condition kely ty; ra oatra ka tsy afaka maka lay loka ianareo dia milaza aminay tompoko fa tsy afaka oe omena olona lay izy oe "za manana namana, zoky na zandry dia omena azy leizy fa za tsy afaka maka azy" NON averinay ny tirage raha tsy afaka maka azy nareo fa maro be lay nilalao dia mapalaelo be zareo raha atao anzay lay lalaotsika... Zay fotsiny fa bonne soirée daholo 🥰🥰
1er
@Jenny Bake
“Tsy mety ho an'ny @ faritra zany ilay lalao”