Drawn
emoji_events1 winner - Drawn on 19 Dec. 10:41
Mes petits délices
Coucou 👋😍 andao amin'izay ary tsika ilalao 🎮 kely miaraka amin'ny Mes petits délices izay hita eto Antsirabe be eh Olona roa be zao no homenay loka 😊 : ☝️Ny voalohany dia homenay : 30 pièces petits fours 🍔🍰🍕😋 izay be reaction indrindra ny commentairany 🎉😉 ☝️Ny faharoa dia homenay : bûche de Noël 🍰 izay commentaire voasarika amin'ny tirage 💪 🌸Ireto ary ny tokony ho ataonao raha andray anjara : 💮 Voalohany asio j'aime ny page ary inviteo ko ny namanao mba hametra j'aime sy hanaraka ny page 💮 Faharoa entano ao amin'ny commentaire ny namanao mba hilalao iany ko 😉 ( tadidio fa izay commentaire ray be reaction indrindra dia ahazo ilay premier lot anh ) 💮 Fahatelo farany dia partageo en mode public ity publication ity 😚 ❤️Hifarana ny alahady 18 décembre à 17h ny lalao antsika a Tsara ho fantatrareo fa izahay dia manao décoration🎈🎉🎊🎄 anniversaire, baptême, confirmation, fiançaille sns afaka mampanofa fitaovana décorations iany koa , mandray commande petits fours sy gâteau iany koa 🎂 Mirary soa ho antsika rehetra ary oh 😍💋
1st
@Eulãlië Mälålã
“Fy Razafy Fy Razafy”