Tiré au sort
emoji_events1 gagnant - Tiré au sort le 17 Dec. 14:17
Bijouterie Cy Ra
😍 Inty ary ilay kilalao iarahana amin'ny Bijouterie Cy Ra oh 🥰🥰 1- Asio *j'aime* ny pejy Bijouterie CYRA 2- Asao daholo ny namanao rehetra anisy j'aime ny Pejy 😉 ary porofoy amin'ny alalan'ny capture d'écran (afaka mentionenao ihany koa raha tsy misy capture d'écran ny téléphone anao) ary atao amin'ny commentaire 3 - partagena en mode public inty publication inty 😉😉 ary asiana soratra (légende) oe " Araraoty fa manao Promotion be Bijouterie CyRa amin'izao ankatoky ny fety izao ka 5 hatramin'ny 50% ny fihenambidy azo amin'ny firavaka volafotsy sy Volamena rehetra ka manasa anao hitsidika ny pejy na hoavy mivantana amin'ny boutique eny Itaosy Cité " Zayiiiii izay 01 voasarika dia mahazo bon d'achat 50.000ar ato amin'ny Bijouterie Cyra Itaosy ♥️♥️ Fisarihana : sabotsy 17 desambra 2022 Mbola misy kilalao ray hafa alohan'ny Krismasy 😉😉 Araho foana ny pejy
1er
@Priya Lu
“Araraoty fa manao promotion be ny Bijouterie CyRa amin'izao ankatoky ny fety izao ka 5 hatramin'ny 50% ny fihenambidy azo amin'ny firavaka volafotsy sy volamena rehetra ka manasa anao hitsidika ny pejy na hoavy mivantana amin'ny boutique eny Itaosy Cite”