Terminé
lock1 gagnant
𝑪𝒂𝒎𝒊 𝑩𝒐𝒖𝒕𝒊𝒒𝒖𝒆
🎃👻Halloween Giveaway 👻🎃 ✨Andao indray ary hilalao miaraka aminay eee✨ Hiezaka foana izahay hanome ny tsara indrindra ho anareo mpanjifa 🙏 Olona 3 (telo) be izao no ho sarihina🥰 Ireto avy ary ny fepetra arahina : 🍀 1. Asio « j’aime » 👍 ary araho ny pejy Cami Boutique 🍀 2. Asio « réaction » ity fizarana ity 🍀 3. Zarao ho hitan’ny « public » miampy ny hashtag #camiboutique 🍀 4. Ataovy eo amin’ny « commentaire » ilay namanao 3 (telo) tia poketra ireny. ⚠️ : Izay mahafeno ny fepetra no hahazo azy 🤭 Ho ataontsika amin’ny 30novembre izao ny fisarihana ary avoaka eto amin’ny pejy ny anaran’ireo voasarika❤️🥰 🫴🏻’Ndao ary e✨
1er
@Raz C'kanto
“Ndao hilalao Ary asio j'aime ny page Toussaint Andriatiana Tahiry Tolojanhary Seth Ranaivoarisoa”