Tiré au sort
emoji_events1 gagnant - Tiré au sort le 22 Nov. 09:38
Harimanitra
Tohin'ilay publication nataoko teo ihany izy ity 🥰🎤🇲🇬 mandrampiandry ilay fotoana antsika amin'ny lakamisy momba ilay lalao iarahana dia alefako eto ity clip ity aloha 🇲🇬🎤🥰 Ankafizo ary e 🥰🎤🇲🇬 Fiadanana Naly Rakotofiringa (Haingo & Harimanitra) 🇲🇬🎤 Afaka apetrakareo anaty commentaire ny avis anareo an 😉 tsisy bedy fa aza masika be fotsiny 😜🥰🇲🇬🎤 fa tiako daholo foana 'nareo ô 🇲🇬🎤 Bisous iaby aby 😘💋
1er
@Jean Louis Jl Ramarokoto
“💝”