Cerrado

lock

21-28 May.

1 ganador

T&T collection

T&T collection

Facebook contest Facebook Logo

El sorteo

👋Coucou daholo❤️ Tonga ary ilay fotoana izay efa tena nandrasantsika rehetra anh, dia ny "SURPRISE 🎁" izany🛍️ Efa tena akaiky ny Pentecôte 🕊️ anh, dia fifaliana ho anay no manolotra KILALAO 👏 ho anareo😘 Tsotra ny fandraisana anjara: - abonné sur notre page T&T collection raha mbola tsy abonné ianao - mentionnéo olona 5 ao amin'ny commentaire dia teneno izy hoe " Tsara anie ny vita Malagasy eh 🇲🇬" - entano ihany koa izy ireo mba handray anjara amin'ny Lalao - partagéo en mode public amin'ny mûr anao ity KILALAO ity ❗Marihina fa afaka manao commentaire maromaro ianao anh, fa mba olona samihafa kosa ilay mentionnéna eh😋 📟 Amin'ny PENTECÔTE ho avy izao ny fisarihana🔴 👍Olona 5 no hahazo ny LOKA🛍️ 👍 LOKA‼️1paquet amin'ny entana vokarinay ato, izay marihina fa AUX CHOIX izy io 🥳😱 Izay ary fa bonne chance daholo eh😘 Tsidio hatrany ny pejy fa ao daholo ny vokatra mahafatifaty kelinay oh🥰 COTON TSARA AVOKOA👍

Los ganadores

¡Felicitaciones a los ganadores!

  • @ʚʆʚ Manitra ʚʆʚ

    “Tsara anie ny vita malagasy eh ʚʬɞ Hermine Rajaonarivelo ʚʬɞ Miora Randria Minah Minah Harentsoa Mioty Miora RH Andao hilalao asio jaime ny page”

¿Listo para hacer crecer tu comunidad?

¡Prueba Lukky gratis!

© 2026 Lukky