Closed

lock

3-3 Jul.

1 winner

Dr Mahay Tia - PsychoNutrition Coaching

Dr Mahay Tia - PsychoNutrition Coaching

Facebook contest Facebook Logo

The contest

FISARIHANA ANIO HARIVA! πŸŽ‰ Te ho anisan'ireo hahazo fanomezana ve ianao? Raha toa ka liana amin'ny Formation Psychonutrition amin'ny Alahady 05 Jolay izao @ 14h ianao ary te ho very lanja haingana amin'ny fomba mahasalama sy maharitra, na te hanao recomposition corporelle ? Manorata fotsiny ao amin'ny commentaires hoe: βœ…πŸ’¬ "Liana amin'ilay Formation sur Zoom Psychonutrition 05 Jolay aho. Te ho very lanja amin'ny fomba mahasalama sy maharitra, na te hanao recomposition corporelle. βœ… Ataovy"suivre" ny page Dr Mahay Tia - PsychoNutrition Coaching βœ…PartagΓ©-o ity publication ity. 🎁 Hisy olona 2 hosarihana hahazo fanomezana manokana: fanatrehana maimaim-poana ny Live sur Zoom amin'ny Alahady izao. ⏰ Anio hariva amin'ny 21h no hanaovana ny fisarihana, koa aza tara! Sur application no hanaovana ny fisarihana Araho tsara ny fepetra fa avoakako eto ny mahazo azy. MBA izay tena vonona sy afaka ny hanatrika no manao commentaires azafady πŸ‘‹πŸΌπŸ‘‹πŸΌπŸŽ€πŸŽ€πŸŽπŸŽ πŸ€ Mirary soa ho an'ny rehetra!

The winners

Congratulations to the winners!

  • 1st

    @Mirène Razakaharisoa

    β€œLiana amin'ilay Formation sur zoom psychonutrition 05 jolay aho”

Ready to grow your network?

Try Lukky for free!

Β© 2026 Lukky