Closed

lock

12-18 Apr.

1 winner

Mi' Akanjo

Mi' Akanjo

Facebook contest Facebook Logo

The contest

🌸Jp 0 ar pour les super funs et followers 🌸 🌺Jupe babydoll blanc cachée ny lot🥰 Condition😍: 🥰Aboné-o ilay page 🥰 Partager en mode public 💝 mentioner 5 amis hiaraka hanao JP 0ar 🥰Afaka manao commentaires betsaka fa Tsy adino n'y mentionner 5 amis 💝Partagena anaty groupe 5 misy anao ity publication ity 💝invitena ny namanareo rehetra hanao j'aime page Mi' Akanjo 🕗 Fin du concours : samedi 18 avril Bonne chance à toutes

The winners

Congratulations to the winners!

  • 1st

    @Aina Fitia

    “Jp0ar Fyh Malala Faniry Tina Diarisoa Fifaliana LV MalalaFy Tsanta Fyh Lu Ciah . Feno Hâsïna MihajaFy Mirary Tina Felaniaina Joellah Fifa Liana Ndao ilalao de ABONNÉO PAGE Mankasitraka be lo amin'ny fizarana ,de mirary soa ho an'ny pejy ,enga anie mba ho taona vaovao tsara _pahombiazana ho antsika ity taona vao ity🙏mirary ihany mba ho hitombo ny vola sy haman_karena ary eo ihany koa ,ny firoborobony varotra eo an_tsena 🤗... Mirary soa mba ho lasa lavitra ,ka tojo amin'ny faniriana tokoa🙏🙏 Andriamanitra anie hanome sy hameno ny banga izay tsy ampy eo aminareo ,,,.Ka mirary an'i ADMINE MBA hitombò fahasalamana hatrany 🤗🍾mba ahavita asa be be kokoa ,,, Ka tohizo foana ny ezaka atao🙏🤗fa zay mpanohana de manohana hatrany ,mba hatsara sy hampivoatra ity pejy ity😘🙏💗 Mivavaka ho an'ny pejy sy tompon'ny pejy izahay mba ho tafita.,ary hiroborobo kokoa ny varotra😊 Andriamanitra anie hanampy sy hanome fahasalamana ho anao sy ny ankohonanao ,ka aza adino mivavaka ,fa ny vavaka de manampy amzay rehetra kasainao atao.. ka aza adino mangataka Aminy fa Izy de manampy sady Mpamaly vavaka🙏fa lasa zava_poana zany raha tsy misy ko finoana arahan'asa ,ito tenin' Andriamanitra ito no omeko anao "Ary Solomona zanako, aoka ho fantatrao Andriamanitry ny rainao, ka manompoa Azy amin'ny fo rehetra sy ny fanahy mazoto; fa Jehovah, dia mpandinika ny fo rehetra, ary ny fieritreretana rehetra dia fantany avokoa. Raha mitady Azy ianao, dia hahita Azy; fa raha mahafoy Azy kosa ianao, dia hariany mandrakizay"1Tantara:28:9💗 De aza tia mifanina ny hafa koa,fa tohizo ny ezaka sy tsara vita " Tsy ny namanao no hifaninananao ,fa ny tsara vitanao omaly" Eto zay de tsy mijanona ny hanohana pejy satria raha tsy misy anay ,tsy ho tonga amzao ny page ,,ka eto zay de manohana hatrany hatrany😊🙏♥”

Ready to grow your network?

Try Lukky for free!

© 2026 Lukky