Closed

lock

14-17 Oct.

1 winner

Délice Fondant

Délice Fondant

Facebook contest Facebook Logo

The contest

Misy te ihinana gâteau ve oh ? Hanao jeu kely isika Olona 2 no ho sarihana, mahazo gâteau 6 personnes iray avy. Tsotra ny fandraisana anjara : ✅Abonner ny page Délice Fondant ✅Asiana J’aime sy commentaire « Je participe » sady mentionner namana 3 (ohatra izay hiara ihinana an’ilay gâteau aminao🤗) ✅Partager-na en mode public ity publication ity Ny fisarihana dia hataontsika ny zoma 17 octobre à 16h. Ho anareo any amin’ny faritra izay mandray anjara ka voasarika dia afaka omena namana na havana izay eto Antananarivo ilay gâteau. Mbola ho avy koa ny « jeu spécial client » izay efa nanao commande tato aminay🥰 Bonne chance daholo oohh

The winners

Congratulations to the winners!

  • 1st

    @Fî Tia Ranaivoson

    “Je participe ❤️ Andriah Mihaja Sarobidy Niaina Hrfntnns Fitiavana Tolotriniaina Mandraisa anjara d abonné vous Délice Fondant 💖💖”

Ready to grow your network?

Try Lukky for free!

© 2025 Lukky