Closed
lock1 winner
Andja MDG
♥️ CONCOURS PHOTOS POUR LES FILLES ♥️ 🎁 Fière aho fa manana ny tenako. Tsy mila manazava amin’iza na iza, ampy ho ahy izay maha-izaho ahy🎊✨️ 🎀Ndry koa ve fière amin’ny tenandrie? Raha eny, andao hiaraka aminay haneho izany amin’ny alalan’ny concours photos izay ahazoana: 📸🎁 N°01= 🛍💌Gamme capillaire By Pinah cosmétiques 💌🛍 N°02=🛍💌Rouge à lèvres solides :Kiss proof By pinah cosmétiques 💌🛍 ARAHO ARY IRETO FEPETRA IRETO: ✅️ Aboneo na asio j'aime ny pejy ANDJA MDG ✅️Mentioneo ao amin'ny coms ny amie anareo his'abonne ny pejy sy hilalao ✅️ Asio réaction ity publication ity ✅️ Zarao en mode public avy eo ✅️Alefanao mp amiko ny sarinao.Araho soratra hoe "concours photos"mba hanamora ny fijereko azy. ✅️Rehefa vopublier ny sarinao de afaka mimentione namanao ianao hanisy réaction azy(fatatray foana io vao auto like ary compte perso ihany no ekena, ary tsy isaina ny avy amin’ny audience influence fa sao mivaly ny lalao vao hoe lazaina miangatra eo zahay) ⚠️ Tandremo an! izay nanaraka ny fepetra rehetra ihany no horaisina ho mpandray anjara🎉😍💝 !! 📌Farany fandraisana sary 30 juillet 2025 📌 Mpandresy voalohany :izay mahazo reaction betsaka indrindra ny sariny🥰(Tamin'ny lalao madio) Mpandresy faharoa:Ataotsika tirrage ary havoaka eto🥰 ❌️NB=Ny tenako Andja MDG no hividy azy any amin'i Pinah cosmétiques ary hanolotra azy ho an'izay mpandresy❌️ Bonne chance daholo ary oh🥰
1st
@Yasminah Rüjah
“JP ❤️ Jöhn'shy Gustavo Aina Mitia Kantonirina Triola”