Closed

lock

16 Aug.-11 Sep.

1 winner

CapiCare

CapiCare

Facebook contest Facebook Logo

The contest

💥🔥Ela ny ela fa hisy RELOOKING GRATOS!! Ah Oui tsy misy reba-bola fa Gratuit🔥🔥. Tsotra be ny fandraisana anjara : 📨 Alefaso eo amin'ny commentaire ny sarin'ny volonao, tsy mifidy fa mety daholo Straight/ Wavy/Curly/Kinky.... 📨 Alefaso ao amin'ny sous commentaire ihany koa ny modèle tianao ho tanterahina aminao : ✂️✂️ Coupe, Coloration, dressage des boucles sns..... Iray amin'ireo na izy rehetra mitambatra Tena hoe izay tianao mihintsy!! 🥰😎😎 ______________________ Olona roa (2) no ho sarihantsika 10 Septembre ny fotoanantsika hoamin'ny fisahirana en DIRECT. 13 Septembre kosa no hisitraka izany ianareo 🙂 Service Valeur : 300 000Ar NB : Tsy maintsy sarin'ny volonao amin'izao ❌❌❗ __________________________ Mitohy foana ny fandraisana ny Prestation rehetra aminy vidiny tsy miova ety antoerana. Efa miverina misy ihany koa ny CARTE DE FIDÉLITÉ hoan'ireo izay tsy mbola nahazo amin'ilay Gratuit ny 10e séance. Ndao ary 👩🏾‍🦱 Bonne Chance....👋👋

The winners

Congratulations to the winners!

  • 1st

    @Soa Miangaly

    “Je participe 😌 Coupe, coloration, dressage des boucles.”

Ready to grow your network?

Try Lukky for free!

© 2026 Lukky