Closed

lock

6-6 Jun.

1 winner

Eric's Texto

Eric's Texto

Facebook contest Facebook Logo

The contest

#Mety Ahasoa anao ity ✨. Tsisy olona Tsy manana olana zany kosa ngamba rah mbola ety ambon'ny tany, olona mety hoe fanah izy rah milaza izany n'a mety ho matikambo fotsiny. šŸ˜’ Mety anatin'izany enao mamaky io, misy fotoana mety hoe sahirana ny saina miheritreritra ny amahana an'izany, misy ary mo dia nipao_tsatroka mitsy fa tsy ho vita. Zao lazaiko anao hoe :" 1% olana a, fa 99% vahaolana daholo ✨." Vitanao tsara mitsy ny mamah izany Olana misy aminao zany, fa miankina aminao ihany anefa izany. Fataro fotsiny hoe, matoh enao teraka Soa matsara Dia MAFY ENAO zay ✊ ( Morale be ho anao anie zany e.) Reto zavatra reto fotsiny ataovy an_tsaina foana hoe : - Halaviro lavitra aloh ny Akamona ( Manaova sport matetika.) āŒ - Mihezah mba tsy ho mihotran'ny 8h isan'andro no eo ambonin'ny fandriana ( Rah tsy hoe olona marary enao) - Mihezah Maka relation amin'ny namana sy ny manondidina, Saingy aza dia matoky sy manakina be ny mombanao aminy. - Mahaiza miharitra sy miafy zay misy aminao. - Ary aza dia mitanondrika lava fa fenoy tsiky2 foana ny fiainana. - Ary manatateraka fa tsy manonofy sy maminavina fotsiny. - Ary farany dia hoe atokiso aloh ny tenanao. Rah taterakao reo, dia mande ho azy ny zavatra kasainao atao, mivah hoazy sy ampilaminana ny Olanao (Ary ho tafavoaka ho mpandresy enao šŸ….) Ary tena farany dia hoe, atomboy amin'ny vavaka fotsiny zay ataonao rehetra šŸ™. Zay. āœļø Eric's Texto.

The winners

Congratulations to the winners!

  • 1st

    @Anjarasoa Prisca

    ā€œšŸ™šŸ™šŸ™ā€

Ready to grow your network?

Try Lukky for free!

Ā© 2025 Lukky