Closed
lock1 winner
Taf Lamba
Mialoha ny hamokantsika ilay tee-shirt " Za Milay", Dia andao asiantsika lalao mafinaritra aloha!!!! Tsotra ny lalaotsika!!! 1 . Asinao J'aime fotsiny ny Page !!! 2. Dia Mentionné namana 05 anao hanaraka ny page ao amin'ny commentaires 3.Farany Sorato ao Amin'ny commentaires ny hoe Za MILAY!!! Fisarihana dia hatao amin'ny Zoma hariva ka olona roa no hahazo ny loka ( 5000 ar isany) Ary Aza adino fa mbola hitohy ny lalaotsika Izay mety azahoanao tee-shirt ⛔Za Milay ⛔ vaovao bé!!! Gratuit !!! Ka izay mpanaraka ny page ihany no hahazo azy!!!
1st
@Yohan Yohan
“Manjira Sahy Nah Tinah Arinelina Tiana Fotsiny Hope AN'Ssi #Za_Milay”