Closed
lock1 winner
Ipozy
❤️❤️ GIVE AWAY 🥰 GIVE AWAY ❤️❤️ 🎉 Cadeau ho anareo 🎉 ❤️🔥Ho fankalazana ny faha-efa-taona ny pejy Ipozy amin'ny 21 jona izao dia faly izahay mikarakara ity lalao #GIVE_AWAY ity ho anareo 🎁Toy izao ny fitsipi-dalao🎁 👉Asivo j'aime ny page sy ity publication ity 👈 👉Soraty anaty commentaire ny slogan an'IPOZY ary Asao ny namanao 5 hilalao hiaraka aminao👈 👉Zarao amin'ny mur-nao atao public (à vérifier) sy amin'ny groupe anakiray misy anao ity publication ity ❌⭕NY FISARIHANA DIA ATAO NY SABOTSY 22 JONA 2024⭕❌ 😍Mandraisa anjara fa sao ianao no ho tsara vintana 🫣 🎁🎁Loka ho zaraina 🎁🎁 1_ Cuissarde noir pointure 39 ou 41 chaussé petit 2_ Col roulé rose 3_ Bandoulière camel Olona telo no ho sarihana 👊Aza tara ary e 👊
1st
@Fandresena RH
“Ipozy "ny kalitao mendrika anao" Mbolatiana Fetra Elysé Sitraka Ny Avo Mikalo Elsa Maman HarenaKely Maman'i Anjara Ndao hilalao dia asio jaime page”