Drawn

emoji_events

23-27 Jul.

1 winner - Drawn on 27 Jul. 15:58

Mi and Co

Mi and Co

Facebook contest Facebook Logo

The contest

Coucouuuuu❤️ Nampanantena anareo izahay fa hanao Give away androany, dia tonga ary ny fotoana. Somary miavaka ity kilalao antsika ity satria " mine sao MC" no atao cadeau ho anareo.✨ Ouiiii MC no ataonay anaran'ity plat matsiro matsiro be ity.😋 Iza no te hihinana an'i MC? Ndao ary... Toy ny mahazatra ny fitsipikin'ny lalao : •Manaovana commentaire hoe "Te hihinana an'i MC" •Hasao ny namanao hanaraka ny pejy Mi and Co 💕 •Partageo en mode public ny publication ary ampiaraho amin'ny description izay tinao fa asina "Mi and Co" fotsiny. Izay olona 1 tsara vintana sy mahatanteraka conditions indray no mahazo an'ity plat ty😋✨ Amin'ny Alakamisy 27 Jolay no ho atao ny "tirage" ka izay olona mahazo azy dia manao récupération eny amin'ny Le pavé Antaninarenina.❤️ Izay ny momban'iny lalao iny fa aza adino ny fotoanantsika eny amin'ny Le pavé Antaninarenina amin'ny 28 sy 29 Jolay ho avy izao... Ho hitanareo eny ity plat ity sy ny menu hafa ihany koa❤️. Mine sao MC : 6.000Ar✨

The winners

Congratulations to the winners!

  • 1st

    @Nandrianina Rm

    “Te hihinana An'i MC Stephan Andiamitantsoa Annio Steltzer Jr. Rakoto Drafara Saido Ÿøan's Jœek Löūn Ãïshã Rïchåñäh”

Ready to grow your network?

Try Lukky for free!

© 2023 Lukky