Closed

lock

3 Jan.-8 Feb.

1 winner

T&T collection

T&T collection

Facebook contest Facebook Logo

The contest

❤️MIARAHABA ANTSIKA REHETRA NAHATRATRA NY TAONA VAOVAO INDRAY IZAHAY ETO AMIN'NY PEJY🥂🎉 Hisantarantsika ny taona vaovao dia hanao 🎀LALAO KELY🎀 indray izahay koa manentana antsika rehetra handray anjara🎇😁 🎁Ny loka moa dia toy ny efa mahazatra antsika ihany: 🎀Omena 1 PAQUET GRATUIT amin'izay entana ato aminay ny mpandresy(1paquet de 5 ho an'ny caleçon na 1 paquet de 10 ho an'ny slip), amin'izay taille ilainy sy tadiaviny + LIVRAISON GRATUITE raha eto Antananarivo😱👍 🤗Tsotra ny fandraisana anjara : _ abonneo ny page raha mbola tsy abonné ianao _ ataovy partage en mode public ny lalaontsika _ manentàna namana telo mba handray anjara Amin'ny sabotsy hariva no ho atao ny fisarihana ka izay mahafeno ny fepetra ihany no ho sarihana🥳🥳 Aseho amintsika eto ny fisarihana sy ny anaran'izay tsara vintana nahazo ny cadeau bonne année😁 *** Olona telo no ho tsara vintana ka manentana antsika rehetra handray anjara 😉*** Mirary taona vaovao mahafinaritra sy feno fahombiazana ho antsika rehetra❤️❤️

The winners

Congratulations to the winners!

  • 1st

    @Capitonnage Habillage OnjaMyah

    “Ndao ilalao❤ Ri Thandy Fitiavana Anyah Ansfrid Shaida 💚💚💚💚💚💚 💙💙💙💙💙💙 ❤❤❤❤❤❤”

Ready to grow your network?

Try Lukky for free!

© 2026 Lukky