Drawn

emoji_events

11 Jun.-22 Nov.

1 winner - Drawn on 22 Nov. 09:49

Harimanitra

Harimanitra

facebook contest facebook Logo

The contest

Miarahaba antsika rehetra ❤ Misy lalao kely ity iarahantsika. Ahazoana loka "Crédit" (arakarakin'ny numero anao) Ny 5 voalohany no mandresy ka mahazo loka: 💫 Loka ho an'ny voalohany: crédit 10.000ariary 💫 Loka ho an'ny faharoa: crédit 5000ariary 💫 Loka ho an'ny fahatelo: crédit 2000ariary 💫 Loka ho an'ny faha efatra: crédit 1000 ariary 💫 Loka ho an'ny faha dimy: crédit 1000 ariary 🔴 Ireto ary ny fepetra fandraisana anjara: 👉 Soraty ao amin'ny commentaire ny tenin'Andriamanitra iray izay manamarika anao (na sary misy ilay tenen'Andriamanitra ihany koa afaka alefa) 👉 Zaraina ity publication ity ?? Asiana #TiaanaoJesosy #Mirarysoa 👉 Izay mahazo 👍 na ❤ be indrindra amin'ny commentaire no mahazo ny loka (ireo dimy voalohany) 👉 Aza adino manisy 👍 ny pejy Mifarana ny Zoma 26 Jona 2020 amin'ny 13h ny lalao antsika ❤ Koa mandraisa anjara ary ❤ #TianaoJesosy #Mirarysoa ❤

The winners

Congratulations to the winners!

  • 1st

    @Nanou Roudan

    “Jemima roudan, Agnès ramanantoanina,onja marcel ,mba mangataka jaime”

Ready to grow your network?

Try Lukky for free!

© 2023 Lukky