Closed

lock

26 Sep.-5 Oct.

1 winner

YaΓ«lle Fashion Scar

YaΓ«lle Fashion Scar

Facebook contest Facebook Logo

The contest

Ndao hilalao e 😍 Ireo no loka ho an'izay mpandresy β˜… Boucle d'oreille inoxydable 😍 β˜… Parfum Monogotas authentique (afaka misafidy hanitra : fraise , coco , vanille) Toy izao ary ny fitsipiky ny lalao: β€’ asiana j'aime ny page sy ity publication ity β€’ inviteo ny amis rehetra anisy j'aime ny page-tsika de ataovy ao amin'ny commentaires ny capture d'ecran asiana "je participe" 😍 β€’partageo en mode public ity publication ity 😊 Amin'ny Samedi 15 octobre Γ  8h no mifarana ny lalao Ataontsika ankitsapaka en direct eto amin'ny page amin'ny 16h izay nahafeno fepetra ka izay tsara vintana no mpandresy 😍 β˜… indroa isam-bolana isika dia manao lalao foana fa aza miala alavitra 😍😍😍 NB: 12.000 ar ny parfum Monogotas ho an'izay maniry ny hanjifa 😍😍😍

The winners

Congratulations to the winners!

  • 1st

    @Tifany Stefanya

    β€œJe participe πŸ˜β€

Ready to grow your network?

Try Lukky for free!

Β© 2026 Lukky