Drawn

emoji_events

12 Jun.-27 Jul.

1 winner - Drawn on 27 Jul. 07:56

Mes cheveux-Ma couronne

Mes cheveux-Ma couronne

Facebook contest Facebook Logo

The contest

🤗👑Androany dia hizara kely ny expérience vécu keliko tamin'ny fampiasaina "Romarin" aho. 💙💙Ireto avy ny vokatsoa azo avy aminy ary tena nandaitra tamiko ka zarako aminareo androany: 🍀Anti-chutte: miady amin'ny fihitsanan'ny volo izy ary manamafy ny tahom-bolo. 🍀Anti-pellicullaire: ho an'ny olona misy angadrano dia tena azonao atao tsara ny mampiasa azy ity. 🍀Stimulant: manampy ny volo hitombo sy ihalava ihany koa ny Romarin. 🍀Anti-oxydant: miady amin'ny fitsirin'ny volo fotsy aloha loatra ihany izy. Ny raviny no ilaintsika eto, iray fehezana dia rano 1, 5litre ary ampagotrahina avy eo. Dia endrasana ho matimaty dia iny no hanakobanana ny loha amin'ny farany. Eny antsena eny dia afaka ahitantsika ny romarin 500 ar dia efa mahazo. 💧 Araho hatrany ny pejy fa marobe ireo toro-hevitra mbola ho zaraina amintsika eto. Zarao raha nahasoa anao. 🦋❤️

The winners

Congratulations to the winners!

  • 1st

    @Mandaniaina Mialivola Lahatriniaina

    “Nicole Rasolonjatovo ndao hampiasa fa tsik manana anle eo amlalana iny😜”

Ready to grow your network?

Try Lukky for free!

© 2023 Lukky